Fanoroana
Ireto ny valin'ny fanontaniana mety hanitikitika anao.
- Atao ahoana ny fampidirana ohabolana
Ny namana ihany no afaka mampiditra ohabolana. Raha efa nampiditra
solonanarana sy tenimiafina ianao dia tonga hahita ny toerana
fampidirana ohabolana.
Azo atao koa ny mijery etsy amin'ny fanoroam-pejy "Ohabolana" dia misy hoe Hampiditra ohabolana.
Rehefa tafiditra ao dia azonao ampidirina ny ohabolana, ary eo ambany
ny sokajy mety hametrahana azy elanlani'ny faingo. Elanelano ny sokajy. Ohatra raha
ohabolana mikasika ny olombelona, ny sola, sy ny voatavo dia azonao
apetraka daholo toy ny hoe :
olombelona, sola, voatavo
- Ahoana no ahafahako mametraka ohabolana amin'ny takelako manokana?
Misy fanazavana mikasika manokana an'io ato amin'ny takelaka. Jereo eto ny mikasika izany