mampiomé, dia inona hono no tena dikany
hahahaha azavao marina !!
Io ve tsy mitovitovy amin'ny hoe manahaka ny tsy tokony hahahaka e :-)
manaha vary zany v?lool
mbola tsy henoko izany ohabolana izany raha tsy androany an !
Hery : izany tokoa ve ny dikany ? lalina izany an !mampieritreritra tanteraka !
Hery : izany tokoa ve ny dikany ? lalina izany an !mampieritreritra tanteraka !
zao
dia ohabilana kosa ny sasany ao @ zany pejy izany ry hery ka manjary
manimba ny tena ohabolan-drazana ? (mbola tsy nanam-potona nijereko aho
aloha e :-P)
Ny ohabolana kosa tsy voatery hoe taloha foana e. Mba misy ohabolana moderina koa fa tsy hoe lasa ohabilana :-)
hahahaha
- misy dia mivilana tanteraka kosa le maoderina e ! Ny an'ny razana
natao hisainana ny ohabolana manko fa misy ankehitriny dia natao
hifamelezan ka manjary ohabilana fa tsy ohabolana intsony.
Ka
lay ohabolana Ntaolo nge vitsy ny mahay azy e no sady mila mandinika
lalina matetika vao mahatakatra ny tena tiany ambara, indraindray aza
mila mpanazava mihitsy. Nenà ndray dia tena misy mampimé anà mitsy reny
ohabolana moderna ireny.
Sady
ny gasy tsy Ntaolo fotsiny. Misy ohabolana moderina tena mivilana dia
mivilana kanefa tsy manimba ohabolana izany fa vao mainka
mam-panankarena azy.
Tahaka ny teny ihany io e. Mivoatra ny teny.
Ny tsy tokony hohadinoina fotsiny dia hoe misy koa ny ohabolan'ny Ntaolo... dia izay no tena tanjona. Ezahina hapetraka ao amin'io takelaky ny ohabolana.org io avokoa na ny taloha izay hany tadidy, sy izay vaovao.

Ireo
tanora mpiakabary ampanambadiana ireny no tena manana sy mahavatra
mamorona ohabolana moderina tena mahafinaritra ny sofina mihitsy ny
mihaino azy, asa hoe manana ireo olona ireo ve isika any anaty serasera
fa mety vao maika mahaliana tokoa ny mitsidika io takelaka io.
Kestion : Izay te-hametraka ohabolana ao ve dia tsy maintsy manazava ny dikany?
Kestion : Izay te-hametraka ohabolana ao ve dia tsy maintsy manazava ny dikany?
ka izay le ohabolana mahafinaritra sofina izay dia ekeko fa hoe ohabolana fa ny sasany no antsoiko hoe ohabilana :-P
Fanomezana>
Tsy voatery hanome fanazavana ka. Tsy misy fametrahana fanazavana
rahateo ao. Fa afaka mametraka hevitra momba ilay ohabolana ianao, dia
ao no hanazavanao azy :-)