Manao tahaka ny angady ny zarany miosomenanaka sady mijoro nefa ny lelany mioso-potaka sy miady amin'ny tany.
Sady tsy hitery omby no tsy hiazon-janak'omby nefa misodika ny herotrafotsiny.
estine 10/10/2005 06:43