Ny vola§ tsy dia manankevitra ho zaraina firy aho fa fotsiny hoe ny vola dia fitaovana azo ampiasaina ka raha ianao mahay mampiasa aazy dia milamina ny fiainana ary tamana ao aminao izy fa kosa ianao tsy mahay mampisa azy, izany hoe tsy mahay manaja vahiny, tsy ho rahampitso akory aza izy no handao anao fa eo noho eo ihany dia hoilaza aminao hoe " Nandalo ihany izahay ka namangy fa de manao veloma vetivety" Raha ho vetivety!
Commentaires en cours