mitovitovy hevitra amin'ny hoe: aza varivarian'ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso sy ny hoe: sery vitan'anamalaho ve ka hamonoana vantotr'akoho? Izany hoe raha hazavaina tsotra dia izao eh: aza dia mitady zavatra sarotra sy hanahirana anao raha mbola misy vaha-olana azo atao ihany eo akaikinao eo.
Commentaires en cours