-Mpiandry omby volavita: tsy tompony fa mpamerin-doha.
-ny omby mahia no hanina, ny ao am-pahatra mahamena-maso.
-lambolahy mitsako moka, ka sitrany ahay izay vaza-mihetsika.
nanapiso 03/04/2006 23:50