Volom-bodin'akoholahy malaza: tsara ihany fa any ivohon'ny namany.
Sokajy: Akoho
soanja 25/04/2006 12:25

Ohabolana mitovy na saika mitovy (1)

Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.

Saika mitovy 92% aivetinakely - 06/11/2012 05:15 Tsy mivoaka

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2574