Ny ray no mihosim-potaka ka ny zanany no vazina
Sokajy: zanaka
latina 09/02/2007 12:32

Ohabolana mitovy na saika mitovy (1)

Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.

Saika mitovy 98% yveratsimb - 08/10/2012 12:12 Tsy mivoaka

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

latina ( 09/02/2007 12:37)
Raha malaza amin'ny toetra ratsy ny raim-pianakaviana, dia mihetry voninahitra ny zanany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2873