Ampidiro aloha ny tenimiafina
Rehefa maty ny hatao, sao-bakaka aza mampidi-dranoketsa, fa rehefa tsy hety kosa, ranon'ampago aza misy voay !
hr9296 13/02/2007 15:32
Hevitra mandeha
Raha mety ny atao saobakaka aza mampidi-dranoketsana dia fomba hilazaina rehefa manao zavatra ka mety ary rehefa tsy mety dia misy tsininy daholo izay manaraka