Ampidiro aloha ny tenimiafina
Akohokely latsaka an-kady, hiantso kely feo; hanidina tapak'elatra; hitoetra ihany manina ny reniny.
niryna 20/09/2007 06:13

Hevitra mandeha
satria ny akoho vorona tsy manidina araka ny fitenenana hoe : Ny akoho no tsy manidina no izy tsy nahandry ny andro zoma... :-))...
S.