Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aleo fody kely ampelantanana toy izay voromailala ambony tafo-trano(ohabolana Slovakia).
sylvoalias 20/11/2007 17:29

Hevitra mandeha
Sao mahita hny akanga tsara soratra ka handao na hanary ny akoho za-trano...
Ka ho voan'ny naleko ihany...sy ny tahak'izay !
"Tano sy kajio tsara izay kely ananana fa aza be nofynofy amin"ny zavatra tsy ho azon"ny tena"
"Tano tsara ny izay ananana fa ny an"olona tsy homeny" sao toy ilay rangahy nanary vady-be ka nanjary be hao.
Ravelotslama.