Raha ho faty aho matesa rahavana!
Raha ho faty rahavana matesa ny omby!
sylvoalias 08/01/2008 22:27
Ohabolana mitovy na saika mitovy (1)
Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.
Saika mitovy 92%
OZ16 -
02/08/2016 12:53
Tsy mivoaka
