Aza manao fahateran'alika ka antitra vao mihagaigy!
farihy 18/01/2010 12:52

Ohabolana mitovy na saika mitovy (3)

Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.

Saika mitovy 98% Ny_Arlinah - 18/04/2018 08:03 Tsy mivoaka
Saika mitovy 94% litakelinineny - 01/08/2006 08:14
Saika mitovy 90% herikely - 02/06/2006 11:41

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

sylvoalias ( 24/04/2010 11:02)
Tsy ny alika ireny akory no mihagaigy na miva rehefa antitra, fa na ny olombelona koa aza.
Resaka normal le @ fahanterana ny fivahana,ny hadalana,ny resaka retour d'age,
Cas fréquent @ gérontologie ny debilité,demention,l'oublie sclérotique etc...
Aoka kely fa tsy ny alika irery no adala rehefa antitra fa isika tsirairay itony....
Tot ou tard chacun aura sa part !...
sylvoalias ( 24/04/2010 11:01)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4088