Tsy longo ankarine’e ty laletse, tsy rafe t’ie lavitse ty tantele
Momake 08/11/2012 09:06

Ajouter un commentaire

Veuillez d'abord vous connecter.

Commentaires en cours

Momake ( 08/11/2012 09:09)
Tsy ny maha akaiky ny lalitra no maha havana azy, tsy hoe lavitra ny tantely de fahavalo.
Ny lalitra manakaiky kokoa ny olona isan'andro fa tsy misy tia, ny tantely tadiavina any an'ala vao hita, fa maro mpakafy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1207