Ny olombelona fandrin-drano : tsy misy avo sy iva
Gaara 08/06/2013 10:55
Proverbes identiques ou similaires (3)
Ces proverbes sont identiques ou ne diffèrent que par la ponctuation et les articles.
Similaire 97%
latina -
29/01/2007 11:09
Similaire 96%
ricardomaminiaina628 -
15/11/2017 10:59
Non diffusé
Similaire 96%
niryna -
07/01/2013 02:21
Non diffusé

Commentaires en cours
Ekeko fa misy ny zo izay ananantsikla sy itovizantsika tsirairay avy...
Eo amin'ny lafi-piarahamonina kosa anefa de misy ny lafika izay misy ny tsirairay avy.
Misy olona ambony,ny manam-pahefana,ny mpitandro ny filaminana ,ny manana ,sy ny mahantra ary ny mafy ady...
Araka ny hevitro de resa-ke entina hampandrina adrisa fontsiny ny teny hoe : fitovian-jo...:-((
Tsy mitovy daholo toy ny fandriandrano ny olombelona...