Aza manao fitia rano trambo:be fihavy, ka mora lasa.
sylvianna 09/03/2016 06:51

Ajouter un commentaire

Veuillez d'abord vous connecter.

Commentaires en cours

Kdaombaramita ( 26/05/2016 04:47)
" Aza atao fitia rano trambo : be fiavy fa mora lany, fa ataovy fitia ranona herika : kely fiavy fa mahavonto tany "
Kdaombaramita ( 26/05/2016 04:45)
Toa misy tohiny toy izao ity ohabolana ity raha tsy diso aho :

" .... fa ataovy fitia ranona herika : kely fiavy fa mahavonto tany "
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0088