Marina ny voalazanao saingy ovainao ny orginaln'ny ohabolana ko.
rvsn5 (
14/02/2019 14:07)
Aleo misoroka toy izay sorohina : Eo @ fiainana dia tsara foana ny malina @ zavatra atao ( indrindra ny fitondrana) mba tsy hahavoa anao na hanafitohina ny hafa, satria raha tsy hainao ny maminavina na mandanjalanja dia ianao ihany no ifotoerany.
Commentaires en cours