eo amin'ny fiainana dia tokony hifameno ny olona roa mikasa ny hanorin-tokatrano mba tsy hahatonga ny tokatrano handia lalan-diso. Ny hoe hanorina mantsy dia manambatra zavatra madinika maromaro mba hisian'ny mivaingana nefa raha izay tonga lany dia tsy misy afa tsy ny kibo bevohoka sisa no mety hivaingana
Hevitra mandeha