Izay mandeha roa salahain'olombelona, ny mandeha irery salahain-Janahary.
Sokajy: namana
aivetinakely 05/06/2007 19:00

Ohabolana mitovy na saika mitovy (1)

Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.

Saika mitovy 96% aivetinakely - 02/05/2009 12:12

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

aivetinakely ( 05/06/2007 19:03)
Izay mandeha roa dia efa manana ny namana miaraka aminy ,fa ny mandeha tokana indray dia ny Zaznahary no namana miaraka aminy .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0337