Adin'ombalahin'ny mpianakavy, ka ny mahery tsy hobiana, ny resy tsy akoraina.
aivetinakely 07/12/2007 16:18

Ohabolana mitovy na saika mitovy (1)

Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.

Saika mitovy 94% BEDOGAIGY - 28/09/2014 08:07 Tsy mivoaka

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0224