Vary aloha, mahatràmpo fa tsy mahavita taona.
Sokajy: vary
aivetinakely 29/01/2009 16:44

Ohabolana mitovy na saika mitovy (1)

Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.

Saika mitovy 94% aivetinakely - 19/10/2012 08:48 Tsy mivoaka

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0251