Tsy ny oran-dasa no anjairan-tsarotro, fa ny mbola ho avy.
Sokajy: orana - sarotro
soanja 08/09/2010 07:55

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

soanja ( 08/09/2010 07:56)
Tokony ho malina hatrany sy miomana amin'ny fiarovan-tena.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0085