Ratsy tarehy handeha hilanona, ka maraina ihany no izy.
Sokajy: tarehy - lanonana - maraina - endrika
soanja 26/09/2010 16:21

Ohabolana mitovy na saika mitovy (1)

Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.

Saika mitovy 97% niryna - 05/01/2009 03:01

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3956