trafo-kena ome-mahery: am-bava homana, am-po mieritreritra.
Sokajy: hena - vava - fo
itaramasoandro 29/09/2011 23:14

Ohabolana mitovy na saika mitovy (5)

Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.

Saika mitovy 99% niryna - 25/07/2009 18:37 Tsy mivoaka
Saika mitovy 98% JMR - 28/09/2005 14:32
Saika mitovy 95% yveratsimb - 12/10/2012 06:22 Tsy mivoaka
Saika mitovy 94% jentilisa - 17/09/2005 15:33
Saika mitovy 92% kiriah - 02/09/2010 23:36 Tsy mivoaka

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

Ndriamanagna ( 11/07/2017 17:32)
Taloha mantsy dia mandro amin'ny fotoana voatondro ny andriana malagasy. Tsy ariana ny rano avy androany fa andrahoana ny trafo-kena. Rahefa masaka ny trafo-kena dia omena ny mahery(miaramila). Fantatry ny mahery tsara hoe avy aiza ny rano nanadrahoana ny hena ka dia "ambava homana e!!!!
!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4938