Ampidiro aloha ny tenimiafina
fandrosoana tsy fantatra hoaiza toy ny jamba mianefitra
milofo 05/12/2011 11:18
Hevitra mandeha
tena tsy azonao ilay hevitr'ilay ohabolana , ny fandrosoana no asongadina eo
aza minana ambolony mandika be fahatany fa ny hevitra fonosiny jerena , raha fakafakaina lalina io ohabolana misy resaka rajako io dia ireo izay manao fitafiana tsy mifanaraka @ tenan'ilay olona aloha voalohany indrindra ; faharoa tsy mifanaraka @ kolotsaina ; faha.........
MBOLA TSY NAHENO IZANY OHABOLANA IZANY MITSY IZAO RAJAKO MANAO PALITAO KA MBA AMINY FOMBA AHOANA NO AHITANY PALITAO ANY AMBONY HAZOALA ANY DIA BIBY IZY IO DIA MBA HANEVITRA IO BIBY IO FOMBA FAMPIDIRANA PALITAO RAHA TOA IZY KA MAHITA .
ASANY HOE NISY OLONA NANDEHA ANATY ALA DIA NANADINO PALITAO KA HITANY RAJAKO ILAY IZY DIA NALAINY DIA NATAONY DIA ANAREO MOA METY TOMPONY ILAY PALITAO VERY KA NITADY DIA EFA ANY AMINY RAJAKO AMBONY HAZO ILAY IZY DIA TAMPOKO TEO NAMPIDITRA HEVITRA SY NAMORINA OHABOLANA MIKASIKA ANIO RAJAKO IO.