Salama namana!ohatrany tsy mamoaka hevitra tsar ito ohabolana ito,fa tsy mety ve raha ilay tena izy no avoaka tompoko.ny akoholahy mantsy toa tsy fiarahaba raha araka ny fahafantarako azy ko.miala tsiny amin'ilay fanamarihana,fa ao mantsy ilay fitenenana hoe toko tapaka vilany mitongilana,izay tsy mety iaraha-manarina.
Hevitra mandeha