Mamy ny voan-draketa saingy mila mahay mamafa azy tsara mba ho afaka ny lainy vao izay hanina izany hoe tsy azo hanina maika. Fampitandremana io mba ho saintsainina tsara aloha izay ho vokatry ny zavatra hatao na ho tenenina vao miantsehatra sao hanenenana na hanantsiny ka avadiho impito ny lela vao miteny (Lio.14/28-32)
Hevitra mandeha