Fanoroam-pejy
Hiditra
Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Nampidiriko
Samihafa
Ohabolana nampidirin'i fily
Hitady ohabolana
Ok
Mampiseho ny -5 - 14 amin'ny 14
Aleo miadan-koreniny toy izay mitsatsaingoka ho vantony.
fily
Tsy mahatoky saka aho fa trondro no laoka
fily
-Tsy misy mamy hoatran'ny zanaka fa rehefa manaikitra ny nono ahifika ihany.
fily
Bevohoka tia tsakotsako ka ny andro iray no tsy tanty
fily
Diavolan-kakafotra ka ny omaly tsy miova
fily
Sola mangery diavolana tsy fantatra izay lohany sy vodiny.
fily
Sola miloloha voatavo ka tafahoana samy malama.
fily
Aleo mifanena amin'ny mpamosavy toy izay mifanena amin'ny mpandainga.
fily
Manao fahanteran' alika antitra vao misarigaigy.
fily
Mason-tsokina ka izay kely hananana no hahiratra.
fily
Aleo ravim-bomanga arahin-tsetsetra toy izay henan-kisoa arahin-dromoromo.
fily
Very fanahy mbola velona toy ny valala voatango.
fily
Vero notangainam-pody tsy folaka fa mandefitra
fily
Akohokely miambozona tady mahazaka ka mizaka ny tseran'ny aina.
fily