Tsy ny hosoran-tsakay no mangidy hoditra, ary tsy ny hosoran- tantely no mamy hoditra, fa ny atao no mahasoa sy maharatsy
hery 13/09/2005 14:18

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

sylvoalias ( 28/04/2013 07:50)
Ny soa atao hono levenam-bola ary ny ratsy atao kosa loza mihantona....satria ny soa atao tokoa lamba itafiana.Amin'ny andro ririnina manafana,amin'ny fahavaratra tsy mahalena,amin'ny lohataona tsy mampitsonika amin'ny andro maina manamandina ny tena.Ny kary hono no kaody de mahina ny nataony...ary tsy ny kary no ratsy fa ny fanaony...
Ny ratsy atao kosa mampangovitra amin'ny andro ririnina,mahakontsana amin'ny andro fahavaratra,mandoro amin'ny lohataona,manampitrotraka tsy laitra amin'ny andro maina....
Koa aza mba sasatra ny manao ny soa e...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1066