Volamena latsaka am-bovoka, tsy avelan'ny hasiny tsy hamiratra
Sokajy: volamena - hasina
Vetso 21/09/2005 21:01

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

FanasinaRaf ( 29/10/2023 00:47)
Ity no tena marina amin'io ohabolana io. Tsy haiko na mety ho mitombina ihany koa ireo fiovàna nisy taty aoriana fa ity no tena izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0335