Vivy manitrika ka bongo mason'ny nahiany
Sokajy: maso
McFy 22/09/2005 00:00

Ohabolana mitovy na saika mitovy (4)

Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.

Saika mitovy 99% latina - 06/02/2007 07:46
Saika mitovy 96% yveratsimb - 25/10/2012 12:51
Saika mitovy 96% soanja - 09/09/2010 05:02
Saika mitovy 96% walte - 22/02/2010 06:11 Tsy mivoaka

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

jentilisa ( 22/09/2005 07:34)
bongo mason'ny nahiny!
izany hoe bongo maso tsy fidiny no fahazoako azy fa tsy hoe manahy ka tonga bongo maso tokoa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2658