Androngo an-asa ka samy miaro ny rambony tsy ho tapaka.

Nampidirin'i : jentilisa

Hevitra mandeha

jentilisa (22/09/2005 16:14:47)

Androngo mandehandeha eny an-tanimboly na an-tanimbary iasana io amin'izay fotoana izay.

Hametraka hevitra

Midira aloha