Natao andresen-dahatra ny olona be fangatak'andro mba tsy hanenina rehefa avy eo. ny zavatra rehetra dia tokony ho atao avokoa ary manam-potoana hanaovana. fa rehefa antitra na mieritreritra aza tsy afa manao intsony.
ranjenny798 (
16/03/2019 07:42)
Hafaka manome fanazavana momba n'io ve, manadalina anio ohabolana zay de mba mila fanampiana azfd
Hevitra mandeha