Ampidiro aloha ny tenimiafina
Voto dangitry maraindray, tsy te hilele fa fahazara: te-hamany!
roscarb 09/02/2006 11:33

Hevitra mandeha
voto: lataka
izany hoe lataka dangitra maraina ka tsy fitia te-hilely fa fahazarana satria tsy maintsy mipipy
Somary hafahafa ihany ny ohabolana hitan'ilay namana