Zara variky torondrehy, mavo loha tsindria mavoloha
Sokajy: Hafetsena
SENATERA 11/10/2006 12:49

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

SENATERA ( 11/10/2006 13:17)
Torondrehy dia anarana tanana izy io.Taloha dia tian'ny olona tao ny mihaja ny varika mba hamidy na atao sakafo.Rehefa vita ny fihazana dia zaraina ny varika azo ka ilay mpizara dia tia tena loatra.Araka izany,ny varika lehibe rehetra ataony eo amin'ny antoko misy ny anjarany ary ny varika kely kosa atolony an'ilay olona iray hafa izay mizara aminy.Azo lazaina fa manambaka izany io olona io noho ny fitiavan-tena diso tafahoatra loatra.Kanefa samy niarahana nisasarana.Ka dia teraka teo ilay ohabolana voalaza eo ambony io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0751