Tsy gn'angira lava, mahavery agnomby
SENATERA 11/10/2006 12:53

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

SENATERA ( 11/10/2006 14:11)
Ny hoe:mahavery eto dia tsy very fa mitandrina sy miaraka ny omby mba hihinana am-pilaminana sy tsy hanimba voly.Ampiasaina ity ohabolana ity rehefa hananatra zanaka mba tsy hampiasa herisetra amin\'ilay zaza fa tolorana teny tsotra feno anatra sy moraly ihany mba hahaizany misafidy ny lalàna tsara harahiny sy miala amin\'ny fahazaran-dratsy tiana hahitsy aminy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0275