Rehefa maty ny hatao, sao-bakaka aza mampidi-dranoketsa, fa rehefa tsy hety kosa, ranon'ampago aza misy voay !
Catégories: Anatra
hr9296 13/02/2007 15:32

Ajouter un commentaire

Veuillez d'abord vous connecter.

Commentaires en cours

niryna ( 05/03/2007 04:03)
Toa tsy mbola naheno aho hoe ranon'ampangoa aza misy voay.
Raha mety ny atao saobakaka aza mampidi-dranoketsana dia fomba hilazaina rehefa manao zavatra ka mety ary rehefa tsy mety dia misy tsininy daholo izay manaraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0088