Raha ho faty aho matesa rahavana! Raha ho faty rahavana matesa ny omby!
Sokajy: fahafatesana
sylvoalias 08/01/2008 22:27

Ohabolana mitovy na saika mitovy (1)

Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.

Saika mitovy 92% OZ16 - 02/08/2016 12:53 Tsy mivoaka

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4504