Aza manao fahateran'alika ka antitra vao mihagaigy!
farihy 18/01/2010 12:52
Ohabolana mitovy na saika mitovy (3)
Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.
Saika mitovy 98%
Ny_Arlinah -
18/04/2018 08:03
Tsy mivoaka
Saika mitovy 94%
litakelinineny -
01/08/2006 08:14
Saika mitovy 90%
herikely -
02/06/2006 11:41

Hevitra mandeha
Resaka normal le @ fahanterana ny fivahana,ny hadalana,ny resaka retour d'age,
Cas fréquent @ gérontologie ny debilité,demention,l'oublie sclérotique etc...
Aoka kely fa tsy ny alika irery no adala rehefa antitra fa isika tsirairay itony....
Tot ou tard chacun aura sa part !...