manalasala toy ny vady kely reny,hovonoina kely rahateo, avela am'zao basivava
Sokajy: vady
tsiafa 25/07/2010 14:01

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

soanja ( 22/08/2010 17:45)
Ny ohabolana toy izao no mbola maneho ny tsy fanomezana haja ny mahaizy ny tsirairay. Tsy misy maharatsy ny basivava akory. Toy ny olona tsy be teny ihany izy ireny. Samy manalasala daholo saingy izay ny momba azy ireo. Fa raha toa ka ny feo mivoaka avy amin'ny vavan'ilay vehivavy no maniratsira olona loatra / manimba ny hafa/ mandemy ny hafa sns sns dia tsy basivava no fiteny izany fa "ratsy fanahy" na " ratsy jery" ary mety ho teraka indray aza ny ohabolana vaovao hoe " Nanambady vady ratsy fanahy ka ny vatany manaitra ihany fa ny sainy mahatorovana mipetraka."
sylvoalias ( 15/08/2010 10:32)
Salama,
Tsy mazava ny tianao ho teneninale @ hoe :kasika tanana !
-Safosafo, tsongotsongo,orokoroka,tositosy,ondakondana,dofodofotra,firaisana...sns...sns...Izany rehetr'izany dia tsy tanteraka raha tsy mifampikasika ny roa tonta...izany hoe:mifampikasika ny andaniny sy ny ankilany.
Raha tsy hoe angaha kasika @ 'ny lafin-kevitra hoe: hery setra ....Marina fa tsy mety tokoa ny maneho ny maha lehilahy @'nyalalan'ny hery sy setrasetra.fanaka malemy tokoa ny vehivavy ka mila kojakojaina,Vonikazon'ny tokantrano koa izy ireo ka mila tondrahana matetika tsy halazo....
Mila tambitamby sy safosafo izany hoe mila kasihina matetika mba tsy ho harefesina...
raozigasy ( 26/07/2010 22:06)
Ilay mikasi-tanana vehivavy aloha tsy mety e ,
Nefa amin'ity indray mitoraka ity dia sarotra ny fandidiana hiihihihi
raozigasy ( 26/07/2010 22:06)
Ilay mikasi-tanana vehivavy aloha tsy mety e ,
Nefa amin'ity indray mitoraka ity dia sarotra ny fandidiana hiihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0809