Miakatra ho rahona fa mielin-ko zavona.

Nampidirin'i : soanja

Hevitra mandeha

soanja (08/09/2010 09:50:46)

Ilazana olona mirehareha amin'ny zavatra mandalo sy tsy maharitra.

Hametraka hevitra

Midira aloha