Natao ho zavona manamasaka ny vary, kanjo fanala mamono ny mangahazo.

Nampidirin'i : soanja

Hevitra mandeha

soanja (08/09/2010 09:53:55)

Momba ny olona antenaina hanao soa kanjo nandiso fanantenana fa nanisy ratsy.

Hametraka hevitra

Midira aloha