Aleo kely maro asa toa bonga kely , toy izay lehibe tsy mihetsika ka lotoin'ny sorohitra toa bongabe.
Sokajy: asa - bonga - sorohitra - loto
soanja 08/09/2010 08:31

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

soanja ( 08/09/2010 08:32)
Miasa mafy fa izay no ho voninahitra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0206