Taloha mantsy dia mandro amin'ny fotoana voatondro ny andriana malagasy. Tsy ariana ny rano avy androany fa andrahoana ny trafo-kena. Rahefa masaka ny trafo-kena dia omena ny mahery(miaramila). Fantatry ny mahery tsara hoe avy aiza ny rano nanadrahoana ny hena ka dia "ambava homana e!!!!
!
Hevitra mandeha
!