fandrosoana tsy fantatra hoaiza toy ny jamba mianefitra
milofo 05/12/2011 11:18

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

milofo ( 15/12/2011 09:59)
salama daholo e!
tena tsy azonao ilay hevitr'ilay ohabolana , ny fandrosoana no asongadina eo
aza minana ambolony mandika be fahatany fa ny hevitra fonosiny jerena , raha fakafakaina lalina io ohabolana misy resaka rajako io dia ireo izay manao fitafiana tsy mifanaraka @ tenan'ilay olona aloha voalohany indrindra ; faharoa tsy mifanaraka @ kolotsaina ; faha.........
OPACHI ( 12/12/2011 16:31)
MANAHOANA ALOHA
MBOLA TSY NAHENO IZANY OHABOLANA IZANY MITSY IZAO RAJAKO MANAO PALITAO KA MBA AMINY FOMBA AHOANA NO AHITANY PALITAO ANY AMBONY HAZOALA ANY DIA BIBY IZY IO DIA MBA HANEVITRA IO BIBY IO FOMBA FAMPIDIRANA PALITAO RAHA TOA IZY KA MAHITA .
ASANY HOE NISY OLONA NANDEHA ANATY ALA DIA NANADINO PALITAO KA HITANY RAJAKO ILAY IZY DIA NALAINY DIA NATAONY DIA ANAREO MOA METY TOMPONY ILAY PALITAO VERY KA NITADY DIA EFA ANY AMINY RAJAKO AMBONY HAZO ILAY IZY DIA TAMPOKO TEO NAMPIDITRA HEVITRA SY NAMORINA OHABOLANA MIKASIKA ANIO RAJAKO IO.
milofo ( 05/12/2011 11:23)
rajako manao palitao tsy hoe fandrosoana fa hangitrangitra ,ny vatana voloina ny tarehy ratsy ka ny fofon-kelika no atao ranomanitra...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0602