rah ohatra koa enao ka manararaotra be t@ mbola tanora ka manao be fihinana dia mety ho tratran'ny mihanana kajaha pika mahery be sy ravin kajaha maha kenda be rehefa any ka tonga ny fahanterana
MATOKYAH (
26/08/2015 19:40)
Tsara hatrany raha mibanjina ny ho avy hatrany isika, eny ekena fa ny anio aloha atrehina.
Fa ny androany anefa no ahafahana miatrika ny rahampitso, dia ohatrizay makany makany e!
Hevitra mandeha
Fa ny androany anefa no ahafahana miatrika ny rahampitso, dia ohatrizay makany makany e!