Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe Sarotiavina
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
Sarotiavina
Hampiditra ohabolana
1.
Aza sarotiavina tahaka ny pô ka amanizana vao velon-kira
Rafanomezantsoaa
2.
Sarotiavina toy ny hao, loloavina ndray vao manaikitra
kiriah
3.
Sarotiavina toa tain-delo
Riella
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0223