Lisitry ny ohabolana misy hoe Volabe
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe Volabe
1.
Volabe tsy arahim-pitiavana, zary poizina mamono ny vatana, lasa zavona tahaka ny vongandranomandry.