Lisitry ny ohabolana misy hoe arahi-panondro
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe arahi-panondro
1.
Ny fihavanana hoatra ny landy, maty isika famonosana, velona itafiana ka ny madilana arahi-panondro.