Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe avozo
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
avozo
Hampiditra ohabolana
1.
Sakamalao sy havozo ka samy mitondra ny hanitra ho azy.
soanja
2.
Sambatra kosa Raherana, fa manan-kierana, sambatra Razozoro, fa manan-kijoroana, fa mahantra kosa Ratatamo: velona manao ranomaso an-tenda, maty manao ranomaso havozona.
latina
3.
sakamalaho sy avozo ka samy manana ny hanitra ho azy
vale
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2582